Entry |
tam > ta
|
Part of speech | particule
|
Explanations in Malagasy | Fanafohezana ny "Tia", izay apetraka eo alohan' ny matoanteny milaza fanirianahanao ilay asa lazain' ny matoanteny, ka ny ta no ampiasaina raha manomboka amin' ny Ha ny milaza ny ho avin' ilay matoanteny ary ny Te raha manomboka amin' ny Hi na Ho:
Ta hatory, Te hisotro, Te hody [1.1]
|
Explanations in English | A contraction of the verb Tia, which is joined to verbs in the future tenses :
ta-hanào: to want to do [1.2]
|
| Prefix, a contraction of tia, to love; used before other verbs, as :
ta-hanào: to want to do something [1.7]
|
Explanations in French | Préfixe, abréviation de tia, aimer; se met devant le futur des verbes; ex.:
ta-hanao: vouloir ou aimer faire; [1.8]
|
Compound words |
|
Analogs |
te- ~
ti- |
|
Entry |
tam > ta
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Tanosy]
tanalahy
[1.78]
|
Explanations in English | A provincial word for a chameleon. See tana
[1.2]
|
Vocabulary |
|
Entry |
tam > ta
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Ny feo heno avy amin' ny fidonan' ny fively na ny zavatra roa mifampipoka, na teny enti-milaza ny fipiakan' ny hazo tapaka ka mamoaka feo mirefotra eo am-pianjerana Fanahafana feon-javatra toy ny an' ny tantanana mipaika amin' ny hazo, basy mitefoka, sns [1.1]
|
Explanations in English | The sound of the beating of a hammer or the explosion of a rifle. [1.2]
|
Vocabulary |
|
Entry |
tam > ta
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Taisaka]
Fitazonana [1.78]
|
|
Entry |
tam > ta
|
Part of speech | noun
|
Explanations in English | [Provincial]
A lamp. [Swa. taa.] [1.2]
|
|
Entry |
tam > ta~
|
Part of speech | prefix
|
Explanations in Malagasy | Tovona mahaforona teny vaovao rehefa atambatra amin' ny fototeny voalohany na faharoa sasany, ka manamafy ny hevitr' ilay teny voalohany, na manome endrika toa benahaona azy: Boretaka manjary taboretaka, bonaka tonga tabonaka [1.1]
|
Explanations in English | A prefix joined to many roots making nouns indicating those things having essentially the property of the root, as: tafotsiny
[1.2]
|
Compound words |
|
|
Entry |
tam > ta
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in French | An' ialahy, an' ise [1.66]
|
|
Entry |
tam > TA
|
Part of speech | noun (acronym)
|
Explanations in French | Tananarive Antsirabe [3.1]
|
Tables and plates |
|
unkLabel:: |
|
Entry |
tam > Ta
|
Part of speech | noun (symbol)
|
Explanations in Malagasy | Singa mivaingana, faha-73 amin'ny fisokajiana miherina.
[3.1]
|
Explanations in English | Tantalum [3.1]
|
Explanations in French | Tantale [3.1]
|
Vocabulary |
|
Entry |
tam > tana-
|
Part of speech | morphological form of tanana
|
Compound words |
|
|
Entry |
tam > tana
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Tazona, fihina, geja amin' ny tanana [1.1]
|
Explanations in English | [1.2]
|
Explanations in French | Action de tenir, de retenir, d'arrêter, de saisir, de garder:
Raha izany no re, tsy tana ny ranomaso (En entendant cela, personne ne peut retenir ses larmes) [1.3]
|
Derivatives |
Compound words |
|
|
Entry |
tam > tana
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Tanala]
[ taña ] Tanalahy, tana: Mañano dian-tana [1.78]
|
| Biby mandady, irain-jehy na 20 sm eo ho eo ny halavany, manan-toetra manokana fa afaka miovaova volo arakaraka ny toerana misy azy ka sarotra avahana amin' ny manodidina -- Ny lahy aminy dia atao hoe tanalahy ary ny vavy tanavavy, izay mbola manana anarana maro arakaraka ny maha-tanora na zokinjokiny azy: soamarandrana,
kamora,
kamaitso,
kamarabe
[1.1]
|
Explanations in English | A chameleon [1.7]
|
Explanations in French | Caméléon [1.8]
|
Vocabulary |
Zoonyms |
|
Analogs |
kamaitso ~
kamora ~
kamarabe ~
soamarandrana |
Proverbs |
Article |
Illustrations |
|
|