|
|
|
|

Entry (1/2)1  talata
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Andro fahatelo amin'ny herinandro, manaraka ny alatsinainy ary mialoha ny alarobia; fivoahan'ny Andriana taloha sy fananterana ny zavatr'andriana; ny talata no fivoahan'ny tafika amin'ny faritany maro, tsy fanao ny mamangy manjò talata. [1.1]
Explanations in English  4 Tuesday [1.2, 1.7]
Explanations in French  5 Le mardi [1.3]
6 Mardi [1.5, 1.8]
7 Mardi [ar.: TalaTa, trois, aT-TalaTa, mardi] [Tanala] [1.6]
8 (ar.) mardi [1.14]
Examples  9  talata tamin' izay, ary nikasa ny tsy hiverina raha tsy ny ampitso maraina. [2.470]
10  Ny talata antoandro taorian' ny nahatongavan' i Donga, nankany amiko tany an-tsekoly izy roa lahy. [2.472]
Vocabulary  11  Time
Hyperonym 
Co-hyponyms 
All compound words  21  3 combinations of that word
Proverbs  22  Proverbs containing that word
Tables and plates  23  Measure of Time

Entry (2/2)24  Talata
Elementary words  25 talata
Part of speech  26  name (toponym) [Full list]
Explanations in English  27 The place of holding Tuesday's market. [1.2]
Explanations in French  28 Les marchés du mardi, l'emplacement où ils se tiennent. [1.3]
Vocabulary  29  Geography: towns

Anagrams  talata, Talata, 30 tatala

Updated on 2026/01/14