Entry sovòka
Part of speech noun
Malagasy definition Vehivavy janga, ratsy fitondran-tena [Rajemisa 1985]

Entry sovoka
Part of speech noun
Malagasy definition Aretin' ny vehivavy mifana, azo avy amin' ny hatsiaka [Rajemisa 1985]
French definition maladie qui peut saisir les femmes apr [...] [full text in Rajemisa: Vakoka]
Vocabulary 

Entry sovoka
Part of speech noun
Malagasy definition Fanatonan' ny fahavalo amim-pahanginana sy tsy ampoizina mba hamely tampoka; fanakekezana antsokosoko hahazoana mitroatra amin' ny fanafihana atao: Sovok' ady [Rajemisa 1985]
Derivations 
Compound words, titles, names 

2017/04/03