Entry misovoka (sovoka)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mamely tampoka, manampoka: Nisovoka ny fahavalo
Miditra mangina sy misokosoko mba tsy ho hita na ho re: Nisovoka namangy ny havany izy [1.1]
Morphology 
Present : misovoka
Past : nisovoka
Future : hisovoka
Imperative : misovoha
Synonyms misoko

Updated on 2023/01/20