Entry sosoka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Kofehy asisika amin' ny fahan' ny lamba iray efa misy marambato mba hanamafy azy
Izay anampy ny efa misy
Izay ambolena asolo ny efa tsy naniry [1.1]
Explanations in French Reprise [1.13]
  [Tanala] (sens général : ce que l'on intercale ; le bois tendre servait à faire les couvre-joints) [1.196]
Examples 
1Novidina vaovao ihany daholo izany akanjonay rehetra izany, saingy ela mihitsy vao nisolo, ka zary efa feno sosoka sy tampitampina daholo. [2.472]
2Ahoana no tsy hiresahina etoana ny Lalàmpanorenan' i Etazonia, izay tsy niova hatramin' ny nanoratana azy tamin' ny 1787 kanefa nohatevenina tamin' ny sosoka fito amby roapolo tao anatin' ny 220 taona? [4.27]
Vocabulary 
Derivatives 
 
Compound words 

Entry sosoka
Part of speech noun
Explanations in French  [Tanala] Protorhus sericea Engl. (Anacardiaceae). [1.196]
Scientific name Protorhus sericea
Vocabulary 

Updated on 2023/08/11