|
|
|
|

Entry1  sosohana
Root  2  sosoka
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  Ampidirana na sisihana kofehy mba hanamafy azy kokoa: Sosohy ny lambanao fa efa marambato ~ Nososohana herana ny tafontrano
5  Ampiana na soloana hafa: Nososohana voaloboha ilay taninay eo ambony trano fa nisy maty tamin' ireo nambolena voalohany [1.1]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :

Updated on 2023/01/20