Entry misosoka (sosoka)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Misy sosoka na kofehy nasisika amin"ny fahan' ny lamba: Efa nisosoka ity lamba ity ka tsy tiako
¶ Misalovana eo anoloana na mipetraka eo amin' ny toeran' ny sasany: Nisy olona ngezabe nisosoka teo anoloako ka tsy nahita na inona na inona tamin' ilay fampisehoana aho ~ Nisosoka teo amin' ny toerako ilay zazalahy tsy mahalala fomba
¶ Mitsabaka amin' ny raharahan' ny sasany: Aza misosoka amin' ny raharahako ianao [Rajemisa 1985]
Explanations in English to be mended or darned; to intrude into things [Hallanger 1973]
Explanations in French être repris, raccommodé; se mêler des affaires d'autui [Hallanger 1974]
Morphology 
misosoka
nisosoka
hisosoka
misosoha
Quotes 

Updated on 2020/07/31