Entry | 1 sokonina |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.10#H.287] [Hypsipetes ourouvang, Cm., na Hypsipetes madagascariensis, Muller] karazam-boronkely manja mainty ny volony, lavalava ny rambony, mpihinana voankazo, toy ny voan' ny sevabe; eny amoron' ala no be azy; ny fanenony no niavian' ny anarany hoe tsikorovana , fa hoatra ny miteny izany izy rahefa maneno. |
Vocabulary |
4 Zoology: birds |
Synonyms | 5 horova, horovy, horovana, sokoreva, tsikorovana |
Scientific name |
|
Anagrams | 7 nakosony, nasokony, nisokoan, nokinaso, nosinoka, sokonina |
Updated on 2020/07/31 |