Entry tsikorovana
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Merina] [Hypsipetes ourouvang, Cm., na Hypsipetes madagascariensis, Muller] karazam-boronkely manja mainty ny volony, lavalava ny rambony, mpihinana voankazo, toy ny voan' ny sevabe; eny amoron' ala no be azy; ny fanenony no niavian' ny anarany hoe tsikorovana , fa hoatra ny miteny izany izy rahefa maneno. [1.10]
 Karazam-boronkely tsara tarehy, misy sangany, manga feo [1.1]
Explanations in English Madagascar black bulbul [2.190]
Explanations in French Bulbul noir [2.191]
Scientific name Hypsipetes madagascariensis
Vocabulary 
Synonyms horova ~ horovy ~ horovana ~ sokonina ~ sokoreva

Updated on 2020/07/31