Entry horova
Part of speech noun
Explanations in Malagasy [Hypsipetes ourouvang, Cm., na Hypsipetes madagascariensis, Muller] karazam-boronkely manja mainty ny volony, lavalava ny rambony, mpihinana voankazo, toy ny voan' ny sevabe; eny amoron' ala no be azy; ny fanenony no niavian' ny anarany hoe tsikorovana , fa hoatra ny miteny izany izy rahefa maneno. [Ravelojaona 1937 page H.287]
 Jereo tsikorovana [Rajemisa 1985 page 445]
Explanations in French merle cendrĂ© de Madagascar, (Buffon). Hypsipetes madagascariensis, Muller. [Abinal 1888 page 270]
Vocabulary 
Scientific name Hypsipetes madagascariensis
Synonyms horovy ~ horovana ~ sokonina ~ sokoreva ~ tsikorovana

Updated on 2020/07/31