Entry saotra
Part of speech noun
Malagasy definition Fankasitrahana noho ny soa nataon' ny hafa tamin' ny tena
¶ Fisarahana amin' ny vady ara-dalàna [Rajemisa 1985]
English definition thanks, thanksgiving; gratitude [Hallanger 1973]
French definition remerciement, reconnaissance [Hallanger 1974]
Derivations 
Examples Ary hoy Aly manohy ny teniny voatapaky ny saotra natao azy: [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 162]
Toponymy Place names having the word saotra (1): Tsarasaotra

Entry saotra
Part of speech noun
Malagasy definition  [Betsileo] Fivavahana amin' ny Razana [Rajemisa 1985]

Entry saotra
Part of speech noun
Malagasy definition  [Sihanaka] talenta ratsy [Rakotosaona 1972]

2017/04/03