Entry sinaotra (saotra)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Enti-milaza ny vehivavy vady napetraka tsy ho vady intsony; voasaotra, isaorana, isarahana: Vady efa nosinaotrany iny Ramatoa iny
Nankasitrahana [1.1]
Explanations in French Divorcée, répudiée, remercié [1.3]
Morphology 
Present : sinaotra, sinaotro, sinaotrao, sinaony, sinaotsika, sinaotray, sinaotrareo, sinaotr', sinao-, sinaotry
Past : nosinaotra, nosinaotro, nosinaotrao, nosinaony, nosinaotsika, nosinaotray, nosinaotrareo, nosinaotr', nosinao-, nosinaotry
Future : hosinaotra, hosinaotro, hosinaotrao, hosinaony, hosinaotsika, hosinaotray, hosinaotrareo, hosinaotr', hosinao-, hosinaotry
Synonyms voasaotra

Anagrams 

Updated on 2023/01/20