Entry saotsaotra (saotra)
Part of speech noun
Malagasy definition  [Rajemisa 1985]
French definition duplicatif fréquentatif [Abinal 1888]
Derivations 
Examples 
1Dia lasa ny vahiny, narahan' izy mivady saotsaotra sy tsodrano. [Andraina: Mitaraina, page 118]
2Saotsaotra sy fampanantenana tsy misy ohatra izany no nifanaovan' izy mianaka. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 167]

2014/10/21