|
|
|
|

Entry (1/2)1  sakana
Part of speech  2  noun
Derivatives 
3  Active verbs :
4  Passive verbs :
5  Relative verbs :
6  Names :
7  Adjectives :
Explanations in Malagasy  8  Fefy, gadra: Tokony hasiana sakana eto tsy hidiran' ny alika
9  Sampona, tambana: Ho tonga aho rahampitso raha tsy misy sakana. [1.1]
Explanations in English  10  something placed crosswise, a barrier [1.7]
Explanations in French  11  ce qu'on met de travers, barrière [1.8]
Examples  12  Mametraka sakana maro ny finoana; [2.445#]
13  Ny trano kotona dia avo loka, be sakana, lava tandroka. [1.437#]
14  Faohiny daholo izay sakana mety hanembantsembana ny fahafoizan-tena sy ny fahazoana tsara ny hafa. [1.369#]
Compound words 
Proverbs  17  Proverbs containing the word sakana

Entry (2/2)18  sakana
Part of speech  19  noun
Explanations in Malagasy  20  tataom-baravarana [Tanosy] [1.78]

Anagrams  21  ankasa, sakana, sanàka

Updated on 2023/09/04