|
|
|
|

Entry1  sakanana
Root  2  sakana
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  Fefena: Nosakanan' ny tompony vato be ny fidirana ao anaty sahany
5  Tohanana tsy avela handeha, tsy avela hiditra: Nosakanan' ny polisy tsy hiditra ny ankizy latsaky ny telo ambin' ny folo taona
6  Rarana: Nosakanan-drainy ny fanambadian' i Soa ka tsy raikitra
7  Tohanana, atao izay tsy haharaikitra: Nosakanan' i zoky ilay tranonay eny Ambohimanarina saika hamidy
8  Ajanona: Nosakanany teny an-dalana aho mba hilazany izany vaovao izany [1.1]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Compound words 

Updated on 2023/01/20