Entry sakantsakana (sakana)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French Duplicatif fréquentatif [1.3]
Examples 
1Ny herisetra no fomba navaly ny sakantsakana, ny fahasahiranana isan-karazany sy isan' andro. [1.369]
2Teo ny trondro sy ny voay vao niaina, Vita ny sakantsakana tambalana, Tsaroany ho nisy hidy novohaina, Na rano na izy samy mora lalana. [2.576]
Derivatives 

Updated on 2023/01/20