Entry (1/7) | 1 saka |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Enti-milaza fihalorana foza na orana amin' ny tanana ao anaty lavany 4 ilazana ny vehivavy maridray ny ankasarotana eo am-piadiana amin' ny lehilahy [1.1] |
Explanations in French |
5 produits de cueillette, aussi bien animaux que végétaux, récoltés à la main, sans outillage particulier [1.196] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Proverbs | 13 Proverbs containing the word saka |
Entry (2/7) | 14 saka |
Part of speech | 15 noun |
Explanations in Malagasy |
16 Karazam-biby mampinono, tia nofom-biby, mitovitovy habe amin' ny bitro ary misy karazany roa lehibe: ny saka dia, atao koa hoe kary, ary ny saka fiompy, izay mihaza voalavo ao an-trano. [1.1] |
Explanations in English |
17 a cat; cf. piso, kary [1.7] |
Explanations in French |
18 chat [1.54, 1.13] 19 chat; cf. piso, kary [1.8] |
Vocabulary |
20 Zoology: mammals |
Compound words |
|
Proverbs | 24 Proverbs containing the word saka |
Entry (3/7) | 25 saka |
Part of speech | 26 noun |
Explanations in Malagasy |
27 anarana iantsoana ny biby mbola tanora: sakaomby, sakandahy, sakambositra, ets [Taisaka]
[1.78] |
Vocabulary |
28 Zoology: (in general) |
Compound words |
|
Zoonyms |
|
Proverbs | 31 Proverbs containing the word saka |
Entry (4/7) | 32 saka |
Part of speech | 33 noun |
Explanations in Malagasy |
34 sakelidrano, lemaka anelanelanny havoana roa, lohasaha [Bara]
[1.78] |
Vocabulary |
35 Geography: (in general) |
Entry (5/7) | 36 saka |
Part of speech | 37 noun |
Explanations in Malagasy |
38 sakana, fisakanana [Taisaka]
[1.78] |
Entry (6/7) | 39 saka |
Part of speech | 40 noun |
Explanations in Malagasy |
41 Habe mifanohitra amin' ny lavany: Ohatrinona no haben' ity efitrano ity? -- Fito metatra ny lavany ary dimy metatra ny sakany 42 Habe salasalany, antonintoniny 43 Lehibe, vantotra, tsy mbola tena lehibe nefa tsy kely intsony koa: Sakan-jaza, sakan' ombivavy 44 Salasalany, atriatry: Sakan-karona [1.1] |
Explanations in French |
45 largeur [1.13] |
Vocabulary |
46 Space |
Compound words |
|
Entry (7/7) | 51 saka |
Part of speech | 52 noun |
Explanations in French |
53 (de saka : produits de cueillette, aussi bien animaux que végétaux, récoltés à la main, sans outillage particulier. ) C'est de cette vieille racine que viennent les noms de ethnies taisaka et sakalava, ainsi que le mot sakafo : le repas, littéralement : le produit de l'omni cueillette soumis au feu (afo). Apollonias madagascariensis (Baill.) Kosterm. (Lauraceae) Les fruits étaient considérés autrefois comme l'un des meilleurs condiments. D'où l'importance qu'on attachait à leur cueillette. [Taisaka]
[1.196] |
Vocabulary |
54 Botany |
Compound words |
|
Scientific name |
|
Anagrams | 57 kasa, saka |
Updated on 2023/11/25 |