|
|
|
|

Entry1  rambon-tsaka rambon' alika
Elementary words  2 rambo, 3 saka, 4 alika
Part of speech  5  locution
Explanations in French  6 antso ala faditra fanao tany Antsihanaka rahefa nisy rivo-doza, mba tsy hisy rambon-danitra izay masiaka indrindra noho ny ranon' Alaotra trohiny sy avoivoiny ka mandrava izay rehetra lalovany [2.415]

Updated on 2025/09/12