Entry sabodika
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanakorontanana, fikorontanana; fanodinkodinana amin' ny teny na amin' ny fanaovan-javatra mba hampifamadika sy hampifandiso amin' izay tena izy sy marina; fifandisoana sy fifangaroan' ny teny sy ny zavatra atao [1.1]
Derivatives 

Updated on 2020/07/31