Entry fanasabodehana (sabodika)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fampifangaroana na fampifandisoana ny teny na ny zavatra atao; fanodinkodinana amin' ny teny na amin' ny fanaovan-javatra mba hampifamadika amin' izay tena izy sy marina [1.1]

Updated on 2023/01/05