Entry | manasabodika (sabodika) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Mampifangaro na mampifandiso ny teny na ny zavatra atao, manasaritaka, manodinkodina amin' ny teny na fanaovan-javatra mba hampifamadika amin' izay tena izy sy marina [1.1] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Updated on 2023/01/05 |