Entry | sabodika | ||||||||||||
Part of speech | noun | ||||||||||||
Explanations in Malagasy | Fanakorontanana, fikorontanana; fanodinkodinana amin' ny teny na amin' ny fanaovan-javatra mba hampifamadika sy hampifandiso amin' izay tena izy sy marina; fifandisoana sy fifangaroan' ny teny sy ny zavatra atao [1.1] | ||||||||||||
Derivatives |
| ||||||||||||
Updated on 2020/07/31 |