Entry | 1 sabaka |
Root | 2 baka |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fampihatahana na fampanalavitana ny tongotra roa Ilazana ny hazo misampana roa anaran-tsilalaon' ankizy izay misy efitrefitra ka asabaka ny tongotra roa mba tsy hanitsaka ny soritra mampisaraka ireo efitrefitra ireo. |
Explanations in English |
5 [1.7] a straddling; the opening of a compass |
Explanations in French |
6 [1.8] action ou état d'être ouvert comme un compas |
Derivatives |
|
Anagrams | 12 asabak, sabaka, sakaba |
Updated on 2023/01/20 |