Entry fisabaka (sabaka)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fomba entina misabaka namampihataka ny tongotra roa ho malalaka kokoa ny elanelany: Mampihomehy ny fisabakan' io zaza io rehefa mandeha
Toetran' ny zavatra misabaka: Tsy ampy ny fisabakan' ny lafiny roa amin' itỳ telolafy itỳ [1.1]

Updated on 2023/01/05