Entry (1/5) | 1 sa |
Part of speech | 2 conjunction [Full list] |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Ampiasaina hisolo ny "na" raha manontany, ka araka izany, dia entina hampisafidy amin' ny zavatra roa: Inonano tianao, zanaka sa harena |
Explanations in English |
4 [1.7] or ? used in question or in presenting alternative choices, as: inona no tianào, ny fòtsy sa ny mèna ? (which do you like; the white one or the red one ?) |
Explanations in French |
5 [1.8] ou; sert à poser une question en présentant un choix; ex.: inona no tianào, ny fòtsy sa ny mèna ? (lequel aimez-vous, le blanc ou le rouge?) |
Entry (2/5) | 6 sa~ |
Part of speech | 7 prefix [Full list] |
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Tovona fanaovana fototeny faharoa milaza asa misy fihetsehana: Sabaka (baka), safelika (felika) |
Explanations in English |
9 [1.2] a prefix to many roots, as safidy for fidy, etc. |
Explanations in French |
10 [1.3] préfixe qu'on ajoute à certaines racines et qui sert à former des racines secondaires: savily de vily. |
Entry (3/5) | 11 sa |
Part of speech | 12 noun |
Explanations in Malagasy |
13 [1.78] [Tanala]
vintana, lahatra |
Entry (4/5) | 14 sa |
Part of speech | 15 noun |
Explanations in Malagasy |
16 [1.78] [Bara]
resaka, teny |
Entry (5/5) | 17 sa |
Part of speech | 18 feminine adjective |
Explanations in Malagasy |
19 [1.9] -ny: Sa mère (ny reniny) |
Updated on 2020/07/31 |