Entry roaka
Part of speech noun
Malagasy definition Fampandehanana ny biby, vorona andrasana ho eo alohan' ny tena
¶ Fampialana handeha
¶ Fanosehana handeha hihataka: Nataony roaka alika aho, sanatria [Rajemisa 1985]
English translation a driving away [Hallanger 1973]
French translation action de chasser, de pousser devant soi [Hallanger 1974]
Derivations 

Updated on 2020/07/31