Entry fandroahana (roaka)
Part of speech noun
Malagasy definition Fanosehana handeha hialoha na hihataka: Fandroahana ny omby any an-tsaha. / Nahatsikaiky ny fandroahan' i Niry kely ilay alika
¶ Fanesorana, fanendrena hiala: Tsy fanao ny fandroahana mpiasa tsy misy antony [Rajemisa 1985]
English definition the act of driving out or away [Hallanger 1973]
French definition action d'expulser [Hallanger 1974]

2009/02/23