Entry fandroaka (roaka)
Part of speech noun or adjective
Malagasy definition Fomba entina mandroaka, manosika hivoaka
¶ Azo roahina [Rajemisa 1985]
Examples Hataony ahoana no fandroaka an' Isimaela, izay zanaka mbola lalainy? [White: Patriarka]

Entry fandroaka
Part of speech noun
Malagasy definition Alika, amboa [Rajemisa 1985]
  [Sihanaka] alika [Rakotosaona 1975]
English definition  [Provincial] [Mod. s. from mandroaka (roaka).] A dog. See alika, amboa [Richardson 1885]
French definition  [Tankarana] chien ( kivahy). § amboa [David 1952 (takila F)]
French definition chien [Rajemisa: Vakoka, SLP 1986]
French definition  [Sakalava-Mayotte] chien [Andilidine: Lexique (takila F)]
Vocabulary 

Updated on 2020/04/16