Entry rimo
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fandehanana mafy; fifiokan' ny tehina na baolina atsipy handeha mafy; fimonomonon' ny tandrimo misangodina na ny tantely [1.1]
Derivatives 
Synonyms rimorimo

Anagrams 

Updated on 2020/07/31