Entry ravaka
Part of speech noun
Malagasy definition Zavatra entina mahatsara tarehy olona na zavatra; haingo, renty: Ny fahamaotinana no ravaky ny tovovavy sarobidy indrindra [Rajemisa 1985]
 zavatra entina na apetaka mba hahatsara jerena [SLP 1986]
English definition an ornament, jewelry [Hallanger 1973]
French definition ornement, bijou [Hallanger 1974]
French definition décoration, parure [SLP 1986]
Derivations 
Analogues  haingo
Quotes 
Articles 

2017/06/29