|
|
|
|

Entry1  firavaka
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Zavatra atao fihaingoana vita amin' ny vato na metaly sarobidy ary amim-pomba voakaly, toy ny kavina, haba...: Misy efatra karazana ny firavaka fitondran' ny Ntaolo nihaingo: ny vakana, ny kavina, ny firavaka fanao amin' ny volo na drakadraka, ary ireo rojo isan-karazany
Explanations in English  4  [1.7] jewelry
Explanations in French  5  [1.8] bijou
Examples  6  [2.1022#] Tena volamena izany, sa firavaka rombahina?
7  [1.437#] Ny karazan-bakana dia firavaka tian-dry zareo fatratra.
Root  8  ravaka
Proverbs  9  Proverbs containing the word firavaka
Article  10  Randzavola: firavaka ao amin' ny Baiboly (=> ravaka)

Updated on 2024/12/11