Entry fandravahana (ravaka)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fampihaingoana [1.1]
Explanations in French L’action de décorer, la matière, les instruments [1.3]
 Décoration [1.13]
Examples ary tsy fandravahana fe fandravahana fotsiny ihany, tena entina ilazana ny ventin-kevitry ny Raharaha atao mihitsy koa izy. [2.245]

Updated on 2023/01/07