Entry raparapa
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Famindrana fandeha tsy mahita izay hodiavina fa mitsapatsapa; fandeha mizotra fotsiny amim-pahamaikana ka tsy mihevitra izay ho vokatr' izany [1.1]
Explanations in English Groping for things in the dark. [Mal. Raba.] Comp. Tsapatsapa [1.2]
Derivatives 

Updated on 2020/07/31