Entry firaparapana (raparapa)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Famindrana na fandehanana tsy mahita izay hodiavina fa mitsapatsapa; fandehanana mizotra an-jamba tsy mihevitra izay mety hahavoa ny tena, fipapapapana; fitotototoana [1.1]

Updated on 2023/01/05