Entry araparapa (raparapa)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Asaina mamindra na mandeha tsy mahita izay hodiavina fa mitsapatsapa: Naraparapan' ny haizina aho ka voapoka ny lohako, voadona ny soroko
Asaina mizotra fotsiny amim-pahamaikana tsy mihevitra izay ho vokatr' izany: Araparapan' ny fahoriana Ramatoa irỳ ka tsy mahalala izay hahafaty azy akory [1.1]
Explanations in French à faire tâtonner [1.3]
Morphology 
Present : araparapa, araparapako, araparapanao, araparapany, araparapantsika, araparapanay, araparapanareo, araparapan', araparapan-, araparapam-
Past : naraparapa, naraparapako, naraparapanao, naraparapany, naraparapantsika, naraparapanay, naraparapanareo, naraparapan', naraparapan-, naraparapam-
Future : haraparapa, haraparapako, haraparapanao, haraparapany, haraparapantsika, haraparapanay, haraparapanareo, haraparapan', haraparapan-, haraparapam-
Imperative : araparapao

Updated on 2023/01/20