Entry |
rantsankazo
|
Elementary words | rantsana ; hazo |
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fisampantsampanan' ny taho lehibebe izay misandrahaka indray kosa avy amin' ny vatan-kazo; sampaho mitondra ny voa [1.1]
|
| [ rantsan-kazo ] Ny sampan' ny hazo maniry [1.1]
|
Explanations in English | [ rantsan-kazo ] The branch of a tree. [1.2]
|
Explanations in French | Branches d'un arbre [1.196]
|
Examples |
1 | ary hazo hatao tsatòka sy rantsankazo (kirihitra) no entin'ny olona isam pokon' olona isan andro.
[2.59]
|
2 | Mitondra rantsankazo misy raviny izy ireo, ka afatopatony amin' io ny torotorom-bola (songerim-bola) araka ny mahazatra azy.
[2.245]
|
|
Vocabulary |
Compound words |
|
Holonym |
|
Co-meronyms |
|
|