Entry ranomaso manentsin-keloka (rano, maso, tsentsina, heloka)
Part of speech expression
Malagasy definition entina milaza ny olona miseho amin' ny hafa ho malahelo sy tsy diso ka mitomany hanafina ny ratsy natao [Rajemisa 1985]
Synonyms ranomaso afefy heloka

Updated on 2013/06/06