Entry (1/2) | 1 ranomaso |
Elementary words | 2 rano, maso |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Tsiranorano mivoaka avy ao anaty maso noho ny fihetseham-po be loatra, na fanaintainana ara-batana na ara-panahy |
Explanations in English |
5 [1.2] Tears. [Mal. Ayer mata.] 6 [1.7] tears |
Explanations in French |
7 [1.8] larmes 8 [1.405] [Sakalava-Mayotte] larme |
Examples |
9 Mbola nisy ranomaso teny amin'ny tarehiny. [2.324] |
Vocabulary |
10 Biology |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Analogs | 14 tomany, tany |
Compound words |
|
Proverbs | 37 Proverbs containing the word ranomaso |
Entry (2/2) | 38 ranomaso |
Part of speech | 39 noun |
Explanations in Malagasy |
40 [1.78] [Taisaka]
vola fampiononana amin'ny fahoriana 41 [1.78] [Sihanaka] famangiana am-pahoriana (vola, lamba, ets.): manatitra ranomaso |
Anagrams | 42 amosoran, anosoram, manorosa, manosora, namosora, ranomaso |
Updated on 2023/06/19 |