Entry ramose
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Teny iantsoana ampanajana ny lehilahy: Mose Rabeloha. Ny hoe Ramose dia mazàna atokana ho an' ny mpampianatra: Iny mandalo iny Ramose, hoy Ikoto, fa andeha aho handray tanana azy [1.1]
Examples 
1Mba faly amin' ialahy ve Ramose? [2.472]
2Fantatry Ramose Laborde izany, koa nividy omby be dia be izy, novesarany vary, mangahazo, mofo, lafarina, &, avokoa. [2.48]
Vocabulary 
Synonyms mose
Titles Ramose (Ratsifandrihamanana Clarisse)
Origin French: monsieur.

Entry Ramose
Elementary words ramose
Part of speech name (book title)
Author Ratsifandrihamanana Clarisse, 2006
Publishings 2006. Librairie Mixte. Pages: 255.
Tables and plates All the titles
Text 

Anagrams 

Updated on 2023/10/21