Entry mose
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Teny iantsoana ampanajana ny lehilahy: Mose Rabeloha
¶ Ny hoe Ramose dia maz├ána atokana ho an' ny mpampianatra: Iny mandalo iny Ramose, hoy Ikoto, fa andeha aho handray tanana azy [Rajemisa 1985]
Explanations in English Mister [Hallanger 1973]
Explanations in French Monsieur [Hallanger 1974]
Vocabulary 
Origin French: monsieur.
Synonyms ramose
Examples 
1Inty toka ny rononon' I Mose Sarila; [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 37]
2Ity Mose misy mpiasa ratsy loha, hoy io. [Andraina: Mitaraina, page 75]

Updated on 2020/07/31