Entry firahalahiana (rahalahy)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fatoram-pihavanana amin' ny mpirahalahy; fihavanana, fifankatiavana [1.1]
Explanations in English Brotherhood [1.470]
Explanations in French Fraternité [1.470]
Examples 
1Tsaroana fa misy marina tokoa ny firahalahiana kristiana. [2.356]
2Izy anefa no vavolombelon' ny firahalahiana sy mpandrafitra azy. [1.369]
3Sao heverinareo fa ny matoan-kevitry ny Repoblika Frantsay - Fahafahana, Fitoviana, Firahalahiana -, dia natao ho anareo koa. [2.472]
Compound words 

Updated on 2024/02/17