Entry raha baka misisika ianao, izaho kirongo tsy azo idirana
Elementary words raha ; baka ; misisika ; ianao ; izaho ; kirongo ; azo ; idirana
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Teny ifanaovan' olona roa mifaninana ilazany fa samy manana ny toetra mahakinga azy avy izy ireo ka tsy matahotra ny hifanandrina [1.1]
Synonyms raha baka mihorirana ianao, izaho kirongo tsy azo idirana ~ raha mihenjan-ko mahazaka ianao, dia mba midiridiry ho amponga kosa aho

Updated on 2023/07/30