|
|
|
|

Entry1  izaho
Part of speech  2  pronoun [Full list]
Explanations in Malagasy  3 enti-misolo ny olona miteny raha tokana ka atao teny lazaina:
4 Izaho no nisotro rano tamin'itỳ kaopy itỳ.
5 (Miova ho "aho" ny "izaho" raha tsy antitranterina ny filaza
6 ny teny lazaina ka atao ao aorian'ny matoanteny mamarana ny fehezanteny:
7 Nisotro rano tamin'itỳ kaopy itỳ aho). [1.1]
Explanations in English  8 see aho. [1.2]
9 I (emphatic) [1.7]
Explanations in French  10 je, moi.
11 Manao izaho ity: faire l'important. [1.3, 1.8]
12 je, moi (s'emploie au début de la phrase). [1.5]
13 je, moi. [Peu employé, cf. plutôt aho, iaho]. [Tanala] [1.6]
Derivatives 
Active verbs :
Pronouns :
All compound words  16  5 combinations of that word
Tables and plates  17  All the pronouns

Anagrams  18 haizo, izaho, 19 ohazy

Updated on 2025/11/17