Entry panaka (saka)
Part of speech noun
Explanations in French  [Vezo] Celui qui arrête, empêche, met une barrière, un obstacle [1.68]

Entry -panaka
Part of speech morphological form of fanaka
Examples 
1Tsy niova ny tao ka fantany tsianjery ireo karazam-panaka vonjy maika, latabatra sy akalana natao ho azy. [2.470]
2ary indro ny lalambe rehetra dia rakotry ny fitafiana amam-panaka narian' ny Siriana, tamin' ny fikoropahany nandositra. [2.996]

Updated on 2021/05/16