Entry fanaka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Anarana ilazana ireo zavatra ilaina na ampiasaina fomban' ny tokantrano, toy ny seza, farafara... [Rajemisa 1985]
Explanations in English the furniture of a house, the contents of a box, a vase, a school, etc.; not used in speaking of money, however. [Richardson 1885]
 furniture and household furnishings [Hallanger 1973]
Explanations in French les meubles et ustensiles d'une maison [Abinal 1888]
 ameublement [Hallanger 1974]
Compound words, titles, names 
Examples Efitra iray amin' irony trano mihaja ankehitriny irony, voaravaky ny fanaka sarobidy no nifanandrinan' ny tanora roa nonenan' ny bika sy ny tarehy, izay tsy ambany vidy noho ny fanaka nanotrona azy. [Andriamalala: Taolambalo, page 21]

Entry fanakà (akà)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fomba entina manakà na mody tsy mahalala, manantsafa, mananihany [Rajemisa 1985]

Updated on 2020/07/31