Entry ozona
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Teny firariana ratsy ny hafa; fianianana iantsoana loza; ompa.
Mitovy hevitra: ompa ~ sahato ~ sariko ~ tsitsika [1.1]
Explanations in English A curse [1.7]
Explanations in French Malédiction, imprécation [1.8]
Examples Ny hitondra anao any amin' ilay toerana dia tsy azoko atao mihitsy, hoy izy, satria mafy loatra ny ozona amin' izany. [2.471]
Derivatives 

Updated on 2023/10/20