Entry sariko
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Ozona na ompa ratsy [1.1]
Explanations in French Malédiction, imprécation [1.3]
Derivatives 

Entry sariko (sary)
Part of speech noun sary and pronoun
Examples 
1Sariko io, tompoko, hoy izy. [2.499]
2Tsy notohizany ny teniny, ary tsy nilaiko ho heno koa, satria fantatro ny antony tsy itiavany hitahiry ny sariko intsony. [2.471]

Entry sariko (sarika)
Part of speech noun sarika and pronoun

Entry sariko (sary)
Part of speech passive verb sarina and pronoun

Anagrams 

Updated on 2022/06/22