Entry tsitsika
Part of speech Unspecified
Explanations in Malagasy Ozona irina hihatra amin' ny olona iray fanao amin' ny fampinomana, na kosa fanirian-tsoa sy tso-drano fanao amin' ny hasoavana. [1.1]
  [Bezanozano] Ozona [1.78]
Derivatives 
 

Entry tsitsika
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Bara] Patsaben-dranomamy [1.1]
  [Tanosy] Orana (hazandrano) [1.78]
Vocabulary 

Updated on 2020/07/31