Entry otrika
Part of speech   noun
Malagasy definition   Karazam-borona andrano mitovitovy habe amin' ny akoho [Rajemisa 1985]
French definition   petite poule d'eau [Rajemisa: Vakoka]
Examples   Ary izao koa no fomba ny heniheny dia azo angalana laoka hafa indray hihinanana vary, fa eo ny voronandrano, sy ny vano-fotsy, sy ny vanomainty, sy ny vorompotsy, sy ny talevana, sy ny angaka, sy ny arosy na haralahy, sy ny faralambotra, sy ny fotsielatra, sy ny kitanotano, sy ny tsiriry, sy ny vivy, sy ny otrika. [Callet: Tantara]
Vocabulary  

Entry otrika
Part of speech   noun
Malagasy definition   Fitahirizana vain' afo ao anaty lavenona; fametrahana ny voankazo amin' ny toerana mafana mba hanamasaka azy haingana; fitahirizana, fierena, famitsahan' ny miaramila. [Rajemisa 1985]
Derivations  
Morphology  
otrika
otriko
otrikao
otriny
otritsika
otrikay
otrikareo
otrik'
otri-
otriky
Compound words, titles, names  
Quotes  

Entry otrika
Part of speech   noun
English definition   an ambush [Hallanger 1973]
French definition   embuscade [Hallanger 1974]
Compound words, titles, names  
Quotes  
Analogy   otrikaretina

Updated on 2013/05/31