Entry manotrika (otrika)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mitahiry vain' afo ao anaty lavenona: Manotriha afo
¶ Manao amin' ny toerana tsy azon-drivotra mba ho masaka: Manotrika voankazo
¶ Manafina, mampiery, mampamitsaka miaramila; na enti-milaza ny miaramila miafina, miery, mifitsaka [Rajemisa 1985]
 mametraka amin'ny toerana mafana sy mihiboka
¶ mitombo na mamorivory tratran'ny kavingy [SLP 1986]
Explanations in English to ripen fruit in a closed space [Hallanger 1973]
Explanations in French faire mûrir
¶ fermenter
¶ mettre en latence [SLP 1986]
 faire mûrir des fruits artificiellement; comploter [Hallanger 1974]
Morphology 
manotrika
nanotrika
hanotrika
manotreha
Compound words, titles, names 

Entry manotrika (kotrika)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy  [Bezanozano] mikotrika [Rakotosaona 1975]

Updated on 2020/07/31